ALAHAMADY 20191 minutes de lecture

alahamady

Miarahaba ny Malagasy rehetra nahatratra ity volan’ny Alahamady ity. Arahaba nahatratra ny asaramanitra. Raha ny tetiandro malagasy, izay efa nisy talohan’ny nampidiran’ny vahiny ny tetiandro gregorianina dia ny Alahamady no volana voalohan’ny taona. Ny tetiandro malagasy dia manaraka hatrany ny fivoaran’ny volana.

Partagez l'article :

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *