Androm-bavaka maneran-tany 20191 minutes de lecture

vondrom-bavaka maneran-tany 2019

Tontosa anio 08 jona 2019 any “Androm-bavaka maneran-tany” teny amin’ny kianjabe Mahamasina. Fotoana izay nialohavan’ny diabe niarahan’ireo Kristiana avy amin’ny fiangonana isan-karazany teto Antananarivo. Ity fotoana ity moa dia natao hitondrana am-bavaka ny firenena sy ny firaisan’ny mpino Kristiana eto Madagasikara sy maneran-tany.

Indro atolotra anareo ampahan-tsary nalaina tamin’izany. 

 

 

 

 

 

vondrom-bavaka maneran-tany 2019

 

 

 

 

 

Partagez l'article :

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *