VIDÉO : Le cortège d’Andry Rajoelina hué dans les rues de Mahazo1 minutes de lecture

VIDÉO : Le cortège d’Andry Rajoelina hué dans les rues de Mahazo

Andry Rajoelina a reçu un accueil peu chaleureux : en empruntant les rues de Mahazo, le président de la République a été hué par les marchands de rues. Une vidéo prise par un témoin a été publiée sur les réseaux sociaux.

Quelques heures après l’assainissement effectué par les agents de police, le cortège présidentiel est passé par la portion de route reliant Mahazo et Akadindramamy où les marchands de rues ont été délogés. Ces derniers ont accueilli le Président de la République avec des huées et des cris.

Le cortège du président Andry Rajoelina n’a pas été bien accueilli au marché de Mahazo comme le démontre cette vidéo.

 

Une vidéo qui fait réagir

Ce mauvais accueil des marchands de rues de Mahazo n’a pas manqué de faire réagir les socionautes malgaches. Des commentaires ironiques, des invectives, des jeux de mots, les facebookers ne sont pas y aller de main morte, que ce soit les pros pouvoir ou les opposants. « Aleo halalaka ny lalàna », « Vahoaka tsy handroso », « Te hifidy azy eo », « Izy zao miheritreritra hoe mikopakopaka ny olona satria izy tsy maheno anaty Cadillac »…

Article connexe : Les défis qui attendent le futur maire d’Antananarivo !

Partagez l'article :
fb-share-icon0
Tweet 20

5 Comments on “VIDÉO : Le cortège d’Andry Rajoelina hué dans les rues de Mahazo”

  1. Miharihary eny foana ny foto-pisainan’ny olona tsy liampivoarana ! MAL ET GACHER P**** MIREFAREFA AMBANY LOATRA @ TANY NY TOETSAIN’IREO MPIVAROTRA MASISO AMONRONDALANA MANKAHALA FANDROSOANA IREO.
    Tsy ny Mpivarotra amorondalana rehetra anefa no manao io toetsain’***** io fa ireo sisa vitsy an’isa indrindra tsy mahagaga iny faritra Mahazo, Ankadindramamy hatrany Ambohimangakely rehetra iny fa mbola feno fanatika RAVALOMANANA.
    Isaorana isika mpivarotra efa nanaiky ny fandaminana.

    1. Aza tonga de mi insulte ny vahoak kosa enao fa jereo le antony mampi horakoraka ireo olona ?

      Nihorakoraka tokoa ireo Fa tezitra taminireo polisy nanala azy izy sady tezitra taminireo CUA nanala azy teo , de mbola teo ampifamaliana taminireo commune izy no nandalo ny auto an’ny Filoha , donc tsy tezitra tamin filoha izy fa tezitra tamnireo cua …..
      ary tsy Tim irery ireo fa presque nanao akanjo orange daolo ary Mapar daolo

      1. talohan’ny nivarotana amin’nireny toerana voatokana ho an’ny mpandeha ireny sy voatokana ho an’ny fiara dia efa tokony niheritreritra fa tsy tokony ho hivarorotra eo,betsaka ny olona mba te hivarotra amin’ireny toerana ireny nefa mahafantatra fa tsy azo hatao, dia mijanona amin’izao,misy aman’hetsiny mihintsiny ny olona eto Madagasikara ,te hivarotra eny amin’ny trotoire sy arabe eto antaanarivo fa mahafntatra fa tsy azo hatao,ny arabe an’ny fiara ny trotoire an’ny mpandeha,raha ohatra ka azo hato ny mivarotra amin’ny arabe sy trotoire dia tsy olombitsy fotsiny no mahazo mivarotra,fa na dia eto amin’ny distrika antananarivo avaradrano,atsimondrano na eto tana ville aza betsaka ny tsy manana ar-pivelomana ka tokony hivarotra eny

  2. tim tim efa leom-boananana ny olona. T@ androny Ra8 lasany daholo ny tanimbary taty @nay. Vitany tokoa ny lalana satria nalainy ho azy daholo M/kara. Lasany Rova manjakamiadana. Nafindrany mangingina reo Taolambalon’ny Mpanjaka tao. Ra mbola teo izy dia lasa fanjakan’ny MPANJAKA no teto!……Aza manao lasa tsy tsaroana ry Ragasy a!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *